FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 14:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Raha vao nahita an’i Samsona ny olona, dia naka lehilahy telopolo ho mpanotrona azy, mba hijanona eo aminy.

  • Mpitsara 14:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary ny vadin’i Samsona+ dia lasan’ny lehilahy iray mpanotrona azy,+ izay efa nifanerasera tamin’i Samsona.

  • Mpitsara 15:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fa hoy ny rain-dravehivavy: “Efa nihevitra mihitsy aho hoe: ‘Tena halanao tokoa izy’,+ ka dia nomeko ho an’ilay lehilahy mpanotrona anao.+ Tsy tsara tarehy noho izy ve ny zandriny vavy? Aoka re mba ho io no ho vadinao ho solony e!”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara