Mpitoriteny 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aleo ny fiafaran’ny raharaha toy izay ny fiandohany.+ Aleo olona manam-paharetana toy izay olona mihevi-tena ho ambony.+ Mika 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aza mifaly noho izay manjo ahy, ry vehivavy fahavaloko,+ fa na lavo aza aho, dia tsy maintsy mbola hiarina,+ ary na mitoetra ao anaty haizina aza,+ dia ho mpanazava ahy i Jehovah.+
8 Aleo ny fiafaran’ny raharaha toy izay ny fiandohany.+ Aleo olona manam-paharetana toy izay olona mihevi-tena ho ambony.+
8 Aza mifaly noho izay manjo ahy, ry vehivavy fahavaloko,+ fa na lavo aza aho, dia tsy maintsy mbola hiarina,+ ary na mitoetra ao anaty haizina aza,+ dia ho mpanazava ahy i Jehovah.+