Mpitsara 13:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Rehefa nandeha ny fotoana, dia nanomboka nanentana azy ny fanahin’i Jehovah,+ tany Mahane-dana,+ teo anelanelan’i Zora+ sy Estaola.+ Mpitsara 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia niasa taminy ny fanahin’i Jehovah,+ ka nosamahiny roa toy ny fanasamaka osilahy kely ilay liona, nefa tsy nisy na inona na inona teny an-tanany. Ary tsy noteniteneniny tamin’ny ray aman-dreniny izay nataony. Zakaria 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy izy tamiko: “Izao no tenin’i Jehovah amin’i Zerobabela: ‘“Tsy amin’ny alalan’ny tafika,+ na ny hery,+ fa amin’ny alalan’ny fanahiko”,*+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.
25 Rehefa nandeha ny fotoana, dia nanomboka nanentana azy ny fanahin’i Jehovah,+ tany Mahane-dana,+ teo anelanelan’i Zora+ sy Estaola.+
6 Dia niasa taminy ny fanahin’i Jehovah,+ ka nosamahiny roa toy ny fanasamaka osilahy kely ilay liona, nefa tsy nisy na inona na inona teny an-tanany. Ary tsy noteniteneniny tamin’ny ray aman-dreniny izay nataony.
6 Ary hoy izy tamiko: “Izao no tenin’i Jehovah amin’i Zerobabela: ‘“Tsy amin’ny alalan’ny tafika,+ na ny hery,+ fa amin’ny alalan’ny fanahiko”,*+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.