- 
	                        
            
            Mpitsara 16:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
9 Efa nisy olona niafina mba hamely an’i Samsona tao amin’ny efitranon’i Delila tamin’izay.+ Dia hoy i Delila tamin’i Samsona: “Hamely anao ny Filistinina,+ ry Samsona!” Dia notapahiny ireo hozatra, sahala amin’ny kofehy rongony, izay tapaka raha vao manakaiky afo.+ Koa tsy nisy nahafantatra izay niavian’ny heriny.+
 
 -