15 Ary tamin’ny andro fahefatra, dia hoy ireo tamin’ny vadin’i Samsona: “Fetseo ny vadinao mba hilazany aminay ny valin’ilay ankamantatra.+ Fa raha tsy izany, dia hodoranay ianao sy ny ankohonan-drainao.+ Ny hakana ny fanananay+ angaha no nanasanareo anay ho eto?”