Deoteronomia 32:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Tsy nanao izany anefa aho, sao hanao izay hahasosotra ahy ny fahavalony,+Ary sao handika vilana an’izany ny rafiny,+Ka hanao hoe: “Ny tanantsika no mahery kokoa,+Fa tsy i Jehovah no nanatanteraka izany rehetra izany.”+ Mpitsara 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa hitoe-jaza ianao ka hitera-dahy tokoa. Ary tsy tokony hokasihin-kareza ny lohany,+ satria ho Nazirita+ ho an’Andriamanitra ilay zaza raha vao mivoaka avy any an-kibo.+ Ary izy no hanomboka hamonjy ny Israely eo an-tanan’ny Filistinina.”+
27 Tsy nanao izany anefa aho, sao hanao izay hahasosotra ahy ny fahavalony,+Ary sao handika vilana an’izany ny rafiny,+Ka hanao hoe: “Ny tanantsika no mahery kokoa,+Fa tsy i Jehovah no nanatanteraka izany rehetra izany.”+
5 Fa hitoe-jaza ianao ka hitera-dahy tokoa. Ary tsy tokony hokasihin-kareza ny lohany,+ satria ho Nazirita+ ho an’Andriamanitra ilay zaza raha vao mivoaka avy any an-kibo.+ Ary izy no hanomboka hamonjy ny Israely eo an-tanan’ny Filistinina.”+