FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 35:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia maty i Rahely ka nalevina teny amin’ny lalana mankany Efrata, izay atao hoe Betlehema.+

  • Mpitsara 19:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tamin’izany andro izany, dia tsy nisy mpanjaka teo amin’ny Israely.+ Ary nisy Levita anankiray nonina kelikely tany amin’ny toerana nitokana indrindra tamin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima.+ Naka vehivavy iray avy any Betlehema+ any Joda izy, ho vadikeliny.+

  • Rota 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Tamin’ny andro nitondran’ny mpitsara,+ dia nisy mosary+ teo amin’ilay tany. Koa niala tany Betlehema+ any Joda ny lehilahy iray mba honina tany ambanivohitr’i Moaba,+ niaraka tamin’ny vadiny sy ny zanany roa lahy.

  • Mika 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ary ianao, ry Betlehema Efrata,+ izay kely loatra ka tsy tokony ho anisan’ny arivon’i Joda+ akory, avy ao aminao+ no hivoahan’izay hotendreko ho mpitondra eo amin’ny Israely.+ Efa hatramin’ny taloha ela be no niandohany, eny, efa hatramin’ny andro fahiny.+

  • Matio 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Taorian’ny nahaterahan’i Jesosy tao Betlehema+ any Jodia, tamin’ny andron’i Heroda+ Mpanjaka, dia nisy mpanandro+ avy any atsinanana tonga tao Jerosalema,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara