7 “Raha tsy tian-dralehilahy kosa ny hanambady ny vady navelan’ny rahalahiny, dia hiakatra ho eny am-bavahady ravehivavy, hankeny amin’ny anti-panahy+ ka hanao hoe: ‘Tsy mety mamelo-maso ny anaran’ny rahalahiny eo amin’ny Israely ny rahalahim-badiko. Tsy manaiky hitondra loloha ahy izy.’