Genesisy 29:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia nanao firaisana tamin’i Rahely koa i Jakoba, ka naneho fitiavana bebe kokoa tamin’i Rahely noho ny tamin’i Lea.+ Ary mbola nanompo an’i Labana fito taona indray izy.+
30 Dia nanao firaisana tamin’i Rahely koa i Jakoba, ka naneho fitiavana bebe kokoa tamin’i Rahely noho ny tamin’i Lea.+ Ary mbola nanompo an’i Labana fito taona indray izy.+