1 Tantara 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary ny zanakalahin’i Hezrona+ izay naterany, dia i Jeramela+ sy Rama+ ary Kelobay. Matio 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Joda niteraka an’i Pereza+ sy Zera tamin’i Tamara;Pereza niteraka an’i Hezrona;+Hezrona niteraka an’i Rama;+
3 Joda niteraka an’i Pereza+ sy Zera tamin’i Tamara;Pereza niteraka an’i Hezrona;+Hezrona niteraka an’i Rama;+