Rota 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tsy havantsika moa i Boaza,+ ilay tompon’ireo tovovavy niarahanao? Hikororoka+ vary orza eny am-pamoloana izy anio alina. Rota 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Marina aloha fa mpanavotra+ tokoa aho, kanefa mbola misy mpanavotra akaiky kokoa noho izaho.+
2 Tsy havantsika moa i Boaza,+ ilay tompon’ireo tovovavy niarahanao? Hikororoka+ vary orza eny am-pamoloana izy anio alina.