Mpitsara 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia niseho taminy ilay anjelin’i Jehovah, ka nanao hoe: “Momba anao i Jehovah,+ ry ilay matanjaka sady mahery fo.” 2 Timoty 4:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ho amin’ny toe-tsaina asehonao anie ny Tompo!+ Ho aminareo anie ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa!
12 Dia niseho taminy ilay anjelin’i Jehovah, ka nanao hoe: “Momba anao i Jehovah,+ ry ilay matanjaka sady mahery fo.”
22 Ho amin’ny toe-tsaina asehonao anie ny Tompo!+ Ho aminareo anie ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa!