Rota 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa vao mainka nitomany mafy izy roa. Dia nanoroka ny rafozambaviny i Orpa avy eo, fa i Rota kosa nifikitra taminy.+ Rota 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa hoy i Rota: “Aza manery ahy handao anao sy hisaraka aminao, fa izay alehanao no halehako, ary izay atorianao no hatoriako.+ Ny firenenao no ho fireneko,+ ary ny Andriamanitrao no ho Andriamanitro.+
14 Koa vao mainka nitomany mafy izy roa. Dia nanoroka ny rafozambaviny i Orpa avy eo, fa i Rota kosa nifikitra taminy.+
16 Fa hoy i Rota: “Aza manery ahy handao anao sy hisaraka aminao, fa izay alehanao no halehako, ary izay atorianao no hatoriako.+ Ny firenenao no ho fireneko,+ ary ny Andriamanitrao no ho Andriamanitro.+