Salamo 45:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mihainoa, ry zanakavavy ô, ka mijere ary aoka ianao hanongilan-tsofina,Ary hadinoy ny firenenao sy ny ankohonan-drainao.+
10 Mihainoa, ry zanakavavy ô, ka mijere ary aoka ianao hanongilan-tsofina,Ary hadinoy ny firenenao sy ny ankohonan-drainao.+