19 Havelan’ny olona handeha soa aman-tsara ve ny fahavalony raha sendra azy?+ Koa hamaly soa anao anie i Jehovah,+ noho ny nanaovanao izany tamiko androany!
10 Andriamanitra mantsy tsy mba tsy marina ka hanadino izay nataonareo, sy ny fitiavana nasehonareo ho an’ny anarany,+ tamin’ny nikarakaranareo sady mbola ikarakaranareo ny olona masina.+