Ohabolana 14:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Manota izay manao tsinontsinona ny namany,+ fa sambatra kosa izay miantra ny ory.+ Ohabolana 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izay miantra ny mahantra dia mampisambotra an’i Jehovah,+ ary Izy no hanonitra an’izay nafoin’ilay olona.+ Asan’ny Apostoly 20:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Nasehoko anareo tamin’ny zava-drehetra fa amin’ny fiasana mafy+ toy izany no tsy maintsy anampianareo an’ireo mila ampiana,+ sy ahatsiarovanareo ny tenin’i Jesosy Tompo nanao hoe: ‘Mahasambatra kokoa ny manome+ noho ny mandray.’”
17 Izay miantra ny mahantra dia mampisambotra an’i Jehovah,+ ary Izy no hanonitra an’izay nafoin’ilay olona.+
35 Nasehoko anareo tamin’ny zava-drehetra fa amin’ny fiasana mafy+ toy izany no tsy maintsy anampianareo an’ireo mila ampiana,+ sy ahatsiarovanareo ny tenin’i Jesosy Tompo nanao hoe: ‘Mahasambatra kokoa ny manome+ noho ny mandray.’”