FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 8:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Halainy koa ny ampahafolon’ny ondry aman’osinareo,+ ary ianareo ho lasa mpanompony.

  • 1 Samoela 11:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tamin’izay indrindra i Saoly no tonga avy any an-tsaha nandroaka omby, ka nanao hoe: “Fa maninona ny olona no mitomany?” Dia nolazain’izy ireo taminy ny tenin’ny olona avy ao Jabesy.

  • 1 Tantara 27:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 I Sitray Sarônita no niandraikitra ny omby niraoka ahitra tany Sarôna;+ i Safata zanak’i Adlay no niandraikitra ny omby tany amin’ny lemaka iva.

  • 2 Tantara 26:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nanorina tilikambo+ tany an-tany efitra koa izy, sady nihady lavaka maro fanangonan-drano, fa nanjary nanana biby fiompy maro be izy. Nanao toy izany koa izy tany Sefela+ sy teny amin’ny lembalemba. Ary nisy mpamboly sy mpikarakara tanimboaloboka teny an-tendrombohitra sy tany Karmela, satria tia fambolena i Ozia.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara