1 Samoela 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 I Ahia zanak’i Ahitoba,+ rahalahin’i Ikaboda,+ zanak’i Finehasa,+ zanak’i Ely+ mpisoron’i Jehovah tao Silo,+ no nitondra ny efoda.+ Ary tsy fantatry ny olona hoe lasa i Jonatana. 1 Samoela 22:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Afa-nandositra anefa i Abiatara,+ iray tamin’ny zanakalahin’i Ahimeleka zanak’i Ahitoba, ka nitsoaka mba hanaraka an’i Davida.
3 I Ahia zanak’i Ahitoba,+ rahalahin’i Ikaboda,+ zanak’i Finehasa,+ zanak’i Ely+ mpisoron’i Jehovah tao Silo,+ no nitondra ny efoda.+ Ary tsy fantatry ny olona hoe lasa i Jonatana.
20 Afa-nandositra anefa i Abiatara,+ iray tamin’ny zanakalahin’i Ahimeleka zanak’i Ahitoba, ka nitsoaka mba hanaraka an’i Davida.