FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 20:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa tsy hampihatra ny didim-pitsaranao amin’izy ireo ve ianao, ry Andriamanitray ô?+ Fa tsy manan-kery izahay eo anatrehan’io vahoaka be manafika anay io,+ ary tsy fantatray izay tokony hatao,+ ka ianao no andrandrainay.”+

  • Salamo 17:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Satria mandroba ahy ny ratsy fanahy!

      Manodidina ahy ny fahavalo izay mitady hamely ahy.+

  • 2 Korintianina 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Fa tsy tianay tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, ny amin’ny fahoriana nanjo anay tany amin’ny faritr’i Azia,+ fa niharam-panerena faran’izay mafy izahay, eny, mihoatra noho izay zakanay, ka tsy azonay antoka intsony mihitsy na ny ainay aza.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara