1 Samoela 26:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa sanatria+ ahy ny haninjitra ny tanako hamely+ ny voahosotr’i Jehovah,+ satria tsy mifanaraka amin’ny fihevitr’i Jehovah+ izany! Koa alaivo, azafady, ny lefona eo akaikin’ny lohany sy ny tavoara fasiana rano, dia andao handeha.”
11 Fa sanatria+ ahy ny haninjitra ny tanako hamely+ ny voahosotr’i Jehovah,+ satria tsy mifanaraka amin’ny fihevitr’i Jehovah+ izany! Koa alaivo, azafady, ny lefona eo akaikin’ny lohany sy ny tavoara fasiana rano, dia andao handeha.”