FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 18:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Aoka re mba hakana rano kely ianareo, ka hosasana ny tongotrareo e!+ Dia mialà sasatra eo ambanin’ny hazo.+

  • Lioka 7:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Dia nitodika tany amin’ilay vehivavy izy, ka nanao tamin’i Simona hoe: “Hitanao io vehivavy io? Niditra tato an-tranonao aho, nefa tsy nanome rano+ ahy hanasana ny tongotro ianao. Fa io vehivavy io kosa nahakotsa ny tongotro tamin’ny ranomasony, ary nanamaina izany tamin’ny volon-dohany.

  • Jaona 13:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Avy eo, dia nasiany rano tao anaty koveta ary nanomboka nanasa ny tongotry+ ny mpianatra izy, ka nanamaina izany tamin’ilay servieta nafatony teo amin’ny andilany.

  • 1 Timoty 5:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 tsara laza amin’ny asa tsara,+ raha toa izy ka nitaiza zanaka,+ nampiantrano vahiny,+ nanasa ny tongotry ny olona masina,+ namonjy ny ory,+ ary nazoto tamin’ny asa tsara rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara