1 Samoela 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary tamin’izany andro izany, dia namory ny tobiny ny Filistinina, mba hiady amin’ny Israely.+ Koa hoy i Akisy tamin’i Davida: “Fantatrao tsara angamba fa tokony hiaraka amiko ho any amin’ny toby ianao sy ny olonao.”+
28 Ary tamin’izany andro izany, dia namory ny tobiny ny Filistinina, mba hiady amin’ny Israely.+ Koa hoy i Akisy tamin’i Davida: “Fantatrao tsara angamba fa tokony hiaraka amiko ho any amin’ny toby ianao sy ny olonao.”+