1 Samoela 27:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa nino+ an’i Davida i Akisy, ka niteny anakampo hoe: “Efa nanjary halan’ny Israely olony tokoa izy,+ ka ho mpanompoko mandritra ny fotoana tsy voafetra.” Ohabolana 14:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mino ny teny rehetra reny ireo mbola tsy dia nandia fiainana,+ fa ny malina kosa mandinika ny diany.+
12 Koa nino+ an’i Davida i Akisy, ka niteny anakampo hoe: “Efa nanjary halan’ny Israely olony tokoa izy,+ ka ho mpanompoko mandritra ny fotoana tsy voafetra.”
15 Mino ny teny rehetra reny ireo mbola tsy dia nandia fiainana,+ fa ny malina kosa mandinika ny diany.+