Nomery 27:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 dia lehilahy hitarika azy amin’ny zava-drehetra sady hitarika azy amin’izay rehetra ataony,+ mba tsy ho tahaka ny ondry tsy misy mpiandry ny vahoakan’i Jehovah.”+ 1 Samoela 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia hoy i Davida: “Ianao mahalala tsara izay tokony hataon’ny mpanomponao.” Koa hoy i Akisy: “Izany no hanendreko anao ho mpiaro ahy mandrakariva.”+ Salamo 121:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 I Jehovah no hiambina anao, na mivoaka ianao na miditra,+Manomboka izao ka hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+
17 dia lehilahy hitarika azy amin’ny zava-drehetra sady hitarika azy amin’izay rehetra ataony,+ mba tsy ho tahaka ny ondry tsy misy mpiandry ny vahoakan’i Jehovah.”+
2 Dia hoy i Davida: “Ianao mahalala tsara izay tokony hataon’ny mpanomponao.” Koa hoy i Akisy: “Izany no hanendreko anao ho mpiaro ahy mandrakariva.”+
8 I Jehovah no hiambina anao, na mivoaka ianao na miditra,+Manomboka izao ka hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+