1 Samoela 14:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ary nanontany an’Andriamanitra i Saoly hoe: “Hidina hanenjika ny Filistinina ve aho?+ Hatolotrao eo an-tanan’ny Israely ve ireo?”+ Tsy namaly an’i Saoly anefa izy tamin’iny andro iny.+ Salamo 28:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hisaorana anie i Jehovah fa nohenoiny ny fitalahoako!+
37 Ary nanontany an’Andriamanitra i Saoly hoe: “Hidina hanenjika ny Filistinina ve aho?+ Hatolotrao eo an-tanan’ny Israely ve ireo?”+ Tsy namaly an’i Saoly anefa izy tamin’iny andro iny.+