FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 85:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Hihaino izay holazain’i Jehovah Andriamanitra aho,+

      Satria izy hiresaka momba ny fihavanana amin’ny olony+ sy amin’ireo tsy mivadika aminy.

      Aoka anefa izy ireo tsy hanjary hatoky tena indray.+

  • Isaia 55:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nahoana ianareo no mandany vola amin’izay tsy sakafo, ary misasatra amin-javatra tsy mahafa-po?+ Henoy tsara aho, ary mihinàna izay tsara,+ ka aoka ianareo hankafy sakafo matavy.+

  • Daniela 10:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia hoy izy: “Aza matahotra,+ ry ilay tena tiana+ ô! Ho aminao anie ny fiadanana!+ Mahereza, eny, mahereza!”+ Dia nanangona ny heriko rehetra aho, raha vao niteny izany tamiko izy, ka hoy aho tamin’ny farany: “Ento àry ny teninao,+ tompoko, fa efa nankahery ahy ianao.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara