Isaia 46:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Lanjain’izy ireo eny an-tsorony izany,+ ka entiny ary apetrany eo amin’ny toerany mba tsy hihetsiketsika. Tsy miala eo amin’ny toerany eo izany.+ Na misy mitaraina aminy aza, dia tsy mamaly izy. Tsy mahavonjy amin’ny fahoriana izy.+
7 Lanjain’izy ireo eny an-tsorony izany,+ ka entiny ary apetrany eo amin’ny toerany mba tsy hihetsiketsika. Tsy miala eo amin’ny toerany eo izany.+ Na misy mitaraina aminy aza, dia tsy mamaly izy. Tsy mahavonjy amin’ny fahoriana izy.+