Joela 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Angony ny vahoaka, ary hamasino ny fiangonana.+ Vorio ny lahiantitra, ary angony ny ankizy sy ny zaza minono.+ Aoka ny mpampaka-bady hivoaka avy ao amin’ny efitranony anatiny, ary ny nampakarina avy ao amin’ny efitranony.
16 Angony ny vahoaka, ary hamasino ny fiangonana.+ Vorio ny lahiantitra, ary angony ny ankizy sy ny zaza minono.+ Aoka ny mpampaka-bady hivoaka avy ao amin’ny efitranony anatiny, ary ny nampakarina avy ao amin’ny efitranony.