FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 8:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Fa hoy i Gideona: “Tsy ho mpitondra anareo aho, ary tsy ho mpitondra anareo koa ny zanako.+ I Jehovah ihany no ho mpitondra anareo.”+

  • 1 Samoela 10:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Kanefa efa nolavinareo androany ny Andriamanitrareo,+ izay namonjy anareo tamin’ny loza sy ny fahoriana rehetra nanjo anareo. Dia mbola niteny ihany ianareo hoe: “Tsia, fa manendre mpanjaka hifehy anay.” Koa mijoroa eo anatrehan’i Jehovah, araka ny fizarazaranareo isam-poko+ sy isaky ny arivo.’”

  • 1 Samoela 12:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary rehefa hitanareo fa tonga hanafika anareo i Nahasy+ mpanjakan’ny taranak’i Amona, dia niteny tamiko foana ianareo hoe: ‘Tsia, fa tokony hisy mpanjaka hifehy anay.’+ I Jehovah Andriamanitrareo anefa no Mpanjakanareo+ hatramin’izay.

  • Salamo 74:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Andriamanitra anefa no Mpanjakako efa hatramin’ny ela be,+

      Izy no manao famonjena lehibe eto an-tany.+

  • Isaia 33:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa i Jehovah no Mpitsara+ antsika, Jehovah no Mpanome lalàna+ antsika, Jehovah no Mpanjakantsika,+ ary izy no hamonjy antsika.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara