Deoteronomia 9:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Mpikomy tamin’i Jehovah+ ianareo hatramin’izay nahalalako anareo. Jeremia 22:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Niteny taminao aho tamin’ny fotoana tsy nampanahy anao,+ nefa hoy ianao: ‘Tsy hankatò aho.’+ Fombanao efa hatramin’ny fahazazanao izany. Tsy nankatò ny teniko mantsy ianao.+
21 Niteny taminao aho tamin’ny fotoana tsy nampanahy anao,+ nefa hoy ianao: ‘Tsy hankatò aho.’+ Fombanao efa hatramin’ny fahazazanao izany. Tsy nankatò ny teniko mantsy ianao.+