1 Mpanjaka 1:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Dia niakatra nanaraka azy ny olona rehetra sady nitsoka sodina+ ary ravoravo fatratra,+ hany ka nitresaka ny tany+ noho ny kotaban’izy ireo. Isaia 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary misy harpa sy lokanga sy ampongatapaka sy sodina ary divay ao amin’ny fanasan’izy ireo,+ kanefa tsy ahoany ny zavatra ataon’i Jehovah, ary tsy hitan’izy ireo ny asan’ny tanany.+
40 Dia niakatra nanaraka azy ny olona rehetra sady nitsoka sodina+ ary ravoravo fatratra,+ hany ka nitresaka ny tany+ noho ny kotaban’izy ireo.
12 Ary misy harpa sy lokanga sy ampongatapaka sy sodina ary divay ao amin’ny fanasan’izy ireo,+ kanefa tsy ahoany ny zavatra ataon’i Jehovah, ary tsy hitan’izy ireo ny asan’ny tanany.+