1 Samoela 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia nandeha nitety an’i Betela+ sy Gilgala+ ary Mizpa+ izy isan-taona, ka nitsara ny Israely+ tao amin’ireny toerana rehetra ireny. 1 Samoela 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hoy i Samoela tamin’ny olona nony avy eo: “Andao ho any Gilgala+ fa any isika no hanavao ny fanjakana.”+
16 Dia nandeha nitety an’i Betela+ sy Gilgala+ ary Mizpa+ izy isan-taona, ka nitsara ny Israely+ tao amin’ireny toerana rehetra ireny.
14 Hoy i Samoela tamin’ny olona nony avy eo: “Andao ho any Gilgala+ fa any isika no hanavao ny fanjakana.”+