Ohabolana 17:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Manana ny tena fahalalana ny olona mahafehy ny vavany,+ ary tony ny olona mahay manavaka.+ Galatianina 5:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 fahalemem-panahy, fifehezan-tena.+ Tsy misy lalàna+ manohitra an’ireo. Jakoba 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fantaro izao, ry rahalahy malala: Aoka ny olona rehetra ho mailaka hihaino, tsy ho maika hiteny,+ tsy ho mora tezitra,+
19 Fantaro izao, ry rahalahy malala: Aoka ny olona rehetra ho mailaka hihaino, tsy ho maika hiteny,+ tsy ho mora tezitra,+