16 Ankoatra ireo, dia nahazo anjara koa ny lahy rehetra telo taona no ho miakatra,+ izay voasoratra tao amin’ny tetirazana,+ eny, izay rehetra tonga tao an-tranon’i Jehovah araka ny fanao isan’andro, mba hanao ny fanompoany sy ny adidiny araka ny fizarana nisy azy.