Eksodosy 14:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary tamin’ny fiambenana maraina, dia nojeren’i Jehovah avy tao amin’ilay andry afo sady andry rahona+ ny tobin’ny Ejipsianina, ka nataony nifanaritaka.+
24 Ary tamin’ny fiambenana maraina, dia nojeren’i Jehovah avy tao amin’ilay andry afo sady andry rahona+ ny tobin’ny Ejipsianina, ka nataony nifanaritaka.+