1 Samoela 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary niakatra i Nahasy Amonita+ ka nitoby hamely an’i Jabesy+ any Gileada. Dia hoy ny lehilahy rehetra tao Jabesy tamin’i Nahasy: “Manaova fifanekena aminay mba hanompoanay anao.”+
11 Ary niakatra i Nahasy Amonita+ ka nitoby hamely an’i Jabesy+ any Gileada. Dia hoy ny lehilahy rehetra tao Jabesy tamin’i Nahasy: “Manaova fifanekena aminay mba hanompoanay anao.”+