18Ary nivory tao Silo ny vahoaka manontolo, dia ny zanak’Israely.+ Koa napetrak’izy ireo tao ny tranolay fihaonana,+ satria efa resy teo anoloan’izy ireo ilay tany.+
9 Ary nitsangana i Hana rehefa avy nihinana sy nisotro tao Silo izy ireo. Tamin’izay i Ely mpisorona dia nipetraka teo amin’ilay seza teo akaikin’ny tolàm-baravaran’ny tempolin’i+ Jehovah.