Ohabolana 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Matokia an’i Jehovah amin’ny fonao manontolo,+ fa aza miantehitra amin’ny fahaizanao.+ Ohabolana 14:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Misy lalana heverin’ny olona ho mahitsy,+ nefa any amin’ny fahafatesana no iafaran’izany.+ Ohabolana 19:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Maro ny zavatra kasain’ny olona ao am-pony,+ fa ny fikasan’i Jehovah ihany no ho tanteraka.+