FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 16:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Farany, dia hoy i Jehovah tamin’i Samoela: “Mandra-pahoviana ianao no halahelo noho ny amin’i Saoly,+ nefa izaho efa nanda azy tsy ho mpanjakan’ny Israely?+ Fenoy menaka+ ilay tandroka any aminao, ka mandehana. Hirahiko ho any amin’i Jese+ Betlehemita ianao, fa efa nahita mpanjaka ho ahy aho, eo amin’ireo zanany lahy.”+

  • 2 Samoela 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ny hatsaram-panahiko feno fitiavana dia tsy hiala aminy toy ny nanesorako izany tamin’i Saoly,+ izay nalako tamin’ny toerany noho ny aminao.

  • Salamo 78:70
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 70 Koa nifidy an’i Davida mpanompony izy,+

      Ka naka azy avy tany amin’ny valan’ondry.+

  • Salamo 89:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Nahita an’i Davida mpanompoko aho,+

      Ka nohosorako menaka masina izy.+

  • Asan’ny Apostoly 13:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary rehefa nesoriny i Saoly,+ dia notendreny ho mpanjakan’izy ireo i Davida.+ Izao no nambarany momba an’io Davida io: ‘Nahita an’i Davida zanak’i Jese aho.+ Lehilahy sitraky ny foko+ izy, ary hanao izay iriko rehetra.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara