FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 49:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ny tehim-panjakana tsy hiala amin’i Joda,+ ary ny tehim-pahefana tsy hiala eo anelanelan’ny tongony, mandra-pahatongan’i Silo.+ Ary hankatò an’i Silo ireo firenena.+

  • 2 Samoela 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ianao no efa nitarika ny Israely tamin’ny ady,+ na omaly na talohan’izay,+ fony i Saoly mbola mpanjakantsika. Ary nilaza taminao i Jehovah hoe: ‘Ianao no hiandry+ ny Israely oloko, ary ianao koa no ho mpitarika+ ny Israely.’”

  • 2 Samoela 7:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa izao no holazainao amin’i Davida mpanompoko: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Izaho no naka anao avy teny amin’ny kijana, teny am-piandrasana ondry,+ mba ho mpitarika+ ny Israely oloko.

  • 1 Tantara 28:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Teo anivon’ny fianakaviamben’ny raiko+ iray manontolo anefa, dia izaho no nofidin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely, ho mpanjakan’ny+ Israely mandritra ny fotoana tsy voafetra. I Joda no nofidiny ho mpitarika,+ ka tamin’ny fokon’i Joda, dia ny ankohonan-draiko no nofidiny,+ ary tamin’ny zanaky ny raiko,+ dia izaho no nankasitrahany+ ka nataony mpanjakan’ny Israely rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara