Genesisy 4:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary i Zila kosa niteraka an’i Tobala-kaina, izay mpanefy ny karazam-pitaovana rehetra vita amin’ny varahina sy vy.+ Ary i Nama no anabavin’i Tobala-kaina. Ohabolana 27:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny vy no mampaharanitra ny vy, ary olona ihany koa no mampaharanitra ny tarehin’ny olona.+
22 Ary i Zila kosa niteraka an’i Tobala-kaina, izay mpanefy ny karazam-pitaovana rehetra vita amin’ny varahina sy vy.+ Ary i Nama no anabavin’i Tobala-kaina.