Joba 14:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Raha mba manafina ahy any amin’ny Fasana* mantsy ianao,+Eny, manafina ahy mandra-pitonin’ny fahatezeranao,Ary manome ahy fe-potoana,+ dia hahatsiaro ahy!+ Salamo 30:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Jehovah ô, toy ny nakarinao avy tany amin’ny Fasana* aho.*+Tsy navelanao ho faty aho, mba tsy hidinako any an-davaka.+ Salamo 49:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa Andriamanitra kosa hanavotra ahy* tsy ho voagejan’ny Fasana,*+Satria handray ahy Izy. Sela. Salamo 86:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Satria tena tsara fanahy sy be fitiavana amiko ianao,+Ary novonjenao tsy hidina any amin’ny Fasana* lalina indrindra aho.*+ Jaona 11:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia hoy i Marta: “Fantatro fa hitsangana izy amin’ny fananganana ny maty+ amin’ny andro farany.” 1 Korintianina 15:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 “Ry fahafatesana ô, aiza ny fandresenao? Ry fahafatesana ô, aiza ny fanindronanao?”+
13 Raha mba manafina ahy any amin’ny Fasana* mantsy ianao,+Eny, manafina ahy mandra-pitonin’ny fahatezeranao,Ary manome ahy fe-potoana,+ dia hahatsiaro ahy!+
3 Jehovah ô, toy ny nakarinao avy tany amin’ny Fasana* aho.*+Tsy navelanao ho faty aho, mba tsy hidinako any an-davaka.+
13 Satria tena tsara fanahy sy be fitiavana amiko ianao,+Ary novonjenao tsy hidina any amin’ny Fasana* lalina indrindra aho.*+