1 Samoela 16:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia nantsoin’i Jese i Abinadaba,+ ka nampandaloviny teo anoloan’i Samoela, nefa hoy i Samoela: “Tsy nifidy an’io koa i Jehovah.” 1 Tantara 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Jese niteraka an’i Eliaba+ lahimatoany, Abinadaba+ ny lahy faharoa, Simea+ ny fahatelo,
8 Dia nantsoin’i Jese i Abinadaba,+ ka nampandaloviny teo anoloan’i Samoela, nefa hoy i Samoela: “Tsy nifidy an’io koa i Jehovah.”