1 Samoela 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nampandalovin’i Jese koa i Sama,+ nefa hoy i Samoela: “Tsy nifidy an’io koa i Jehovah.” 2 Samoela 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nana-namana atao hoe Jonadaba+ i Amnona. Zanak’i Simea+ rahalahin’i Davida i Jonadaba, ary lehilahy tena marani-tsaina.
3 Nana-namana atao hoe Jonadaba+ i Amnona. Zanak’i Simea+ rahalahin’i Davida i Jonadaba, ary lehilahy tena marani-tsaina.