Salamo 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ka hilaza hoe: “Izaho efa nametraka ny mpanjakako+Ao Ziona,+ tendrombohitro masina.”+ Salamo 45:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Miboiboika zavatra tsara ny foko.+Hoy aho: “Misy ifandraisany amin’ny mpanjaka ny asako.”+Aoka ny lelako ho toy ny penina*+ eny an-tanan’ny mpanao dika soratra tena mahay.+ Salamo 110:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 110 Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko:+“Mipetraha eto ankavanako+Mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”+ Isaia 32:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Hisy mpanjaka+ hitondra mba hampanjaka ny fahamarinana,+ ary hisy andriana+ hitondra mba hampanjaka ny rariny. Matio 28:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa nanatona i Jesosy ka niteny taminy hoe: “Efa nomena ahy ny fahefana rehetra+ any an-danitra sy etỳ an-tany.
45 Miboiboika zavatra tsara ny foko.+Hoy aho: “Misy ifandraisany amin’ny mpanjaka ny asako.”+Aoka ny lelako ho toy ny penina*+ eny an-tanan’ny mpanao dika soratra tena mahay.+
110 Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko:+“Mipetraha eto ankavanako+Mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”+
32 Hisy mpanjaka+ hitondra mba hampanjaka ny fahamarinana,+ ary hisy andriana+ hitondra mba hampanjaka ny rariny.
18 Fa nanatona i Jesosy ka niteny taminy hoe: “Efa nomena ahy ny fahefana rehetra+ any an-danitra sy etỳ an-tany.