Genesisy 44:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “Koa raha tonga any amin’ny raiko mpanomponao aho ka tsy miaraka aminay ny zaza, nefa ny ainy mifamatotra amin’ny ain’ny zaza,+ 1 Petera 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nanadio+ ny fiainanareo* ianareo rehefa nankatò ny fahamarinana, ka ny vokatr’izany, dia fitiavan-drahalahy tsy misy fihatsarambelatsihy,+ ary koa fifankatiavana fatratra amin’ny fo.+
30 “Koa raha tonga any amin’ny raiko mpanomponao aho ka tsy miaraka aminay ny zaza, nefa ny ainy mifamatotra amin’ny ain’ny zaza,+
22 Nanadio+ ny fiainanareo* ianareo rehefa nankatò ny fahamarinana, ka ny vokatr’izany, dia fitiavan-drahalahy tsy misy fihatsarambelatsihy,+ ary koa fifankatiavana fatratra amin’ny fo.+