49 Ary ireto avy ny zanakalahin’i Saoly: I Jonatana+ sy Jisvy ary Malkisoa.+ Ary ny anaran’ny zanany roa vavy dia Meraba,+ vavimatoa, sy Mikala,+ zandriny.
4 Ary hoy i Davida: “Nanahoana ny fandehany tany? Mba lazao ahy kely, azafady.” Dia hoy izy: “Vaky nandositra tamin’ny ady ny olona, ary be dia be koa no lavo ka maty.+ Ary maty hatramin’i Saoly+ sy Jonatana+ zanany.”