1 Samoela 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary nanomboka nivoaka hiady i Davida. Malina+ foana izy na taiza na taiza nandefasan’i Saoly azy, ka nataon’i Saoly ho mpifehy an’ireo lehilahy mpiady.+ Dia sitraky ny olona rehetra sy ny mpanompon’i Saoly izany.
5 Ary nanomboka nivoaka hiady i Davida. Malina+ foana izy na taiza na taiza nandefasan’i Saoly azy, ka nataon’i Saoly ho mpifehy an’ireo lehilahy mpiady.+ Dia sitraky ny olona rehetra sy ny mpanompon’i Saoly izany.