FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 29:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary raiki-pitia tamin’i Rahely i Jakoba. Koa hoy izy: “Vonona hanompo anao fito taona aho mba hahazoako an’i Rahely faravavinao.”+

  • Genesisy 34:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ataovy lafo be ny vodiondry sy ny fanomezana takinareo amiko,+ fa vonona aho hanome araka izay lazainareo amiko. Izao fotsiny no angatahiko: Omeo ahy razazavavy ho vadiko.”

  • Eksodosy 22:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Raha misy lehilahy manadala zazavavy virjiny mbola tsy manana fofombady, ka manao firaisana aminy,+ dia tsy maintsy maka azy ho vady ralehilahy ka mandoa vodiondry.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara