FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 6:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Hopotipotehina ny vilany tany+ nandrahoana ny hena, fa raha vilany varahina kosa izany, dia hokikisana ary hokobanina amin’ny rano.

  • Nomery 6:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary halain’ny mpisorona ny sorok’ilay ondrilahy, dia ny sorony iray efa nandrahoina,+ ary koa ny mofo boribory* iray tsy misy lalivay avy ao anatin’ilay harona, mbamin’ny mofo fisaka+ iray tsy misy lalivay, ka hataony eo am-pelatanan’ilay Nazirita rehefa avy nasainy noharatana ilay famantarana ny maha Nazirita azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara